• MINISITRY NY ATITANY TOKELY JUSTIN

    MINISITRY NY ATITANY TOKELY JUSTIN

  • FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

    FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

  • 𝗙𝗔𝗡𝗘𝗧𝗦E𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗠𝗜𝗧𝗬 𝗟𝗢𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗢

    𝗙𝗔𝗡𝗘𝗧𝗦E𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗠𝗜𝗧𝗬 𝗟𝗢𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗢

  • KOMITY LOHARANO : AMPANDRAISINA ANDRAIKITRA NY MPONINA ENY ANIVON’NY FOKONTANY

    KOMITY LOHARANO : AMPANDRAISINA ANDRAIKITRA NY MPONINA ENY ANIVON’NY FOKONTANY

A la une

𝐇𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐓𝐈𝐊𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐊𝐎𝐇𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀-𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐓𝐄𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀

Miantoka ny fisiana ara-panjakana ho an’ny olona iray ny fiankohonana ka izay indrindra no nahatonga ny Governemanta Malagasy hanao vaindohan-draharaha ny fanavaozana izany ka hirosoana amin’ny fanomezana laharam-panondroana manokana ny olom-pirenena tsirairay. Mitàna andraikitra lehibe amin’ny fanatanterahana an’ity politikam-panavaozana...

𝗟𝗘𝗔𝗗𝗘𝗥𝗦𝗛𝗜𝗣 𝗗𝗘𝗦 𝗥𝗘𝗣𝗥É𝗦𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗧𝗦 𝗗𝗘 𝗟’𝗘𝗧𝗔𝗧 𝗗𝗔𝗡𝗦 𝗟𝗔 𝗥É𝗙𝗢𝗥𝗠𝗘 𝗗𝗘 𝗟’É𝗧𝗔𝗧 𝗖𝗜𝗩𝗜𝗟 𝗘𝗧 𝗗𝗘 𝗟’𝗜𝗗𝗘𝗡𝗧𝗜𝗧É

Partant des objectifs de développement durable, notamment de la cible 16.9, « d’ici 2030, garantir à tous une identité juridique, notamment grâce à l’enregistrement systématique des naissances », Madagascar s’est engagé dans la réforme de l’état civil et de l’identité (RECI)....

𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀

Teny amin’ny Fokontany Ambohimahavelona, Kaominina Talata Volonondry, Distrikan’Antananarivo Avaradrano no nanatanterahan’ny Ministeran’ny Atitany fambolen-kazo androany alatsinainy faha 04 martsa 2024. Zana-kazo oliva, volotsangana (bambou), filao sy « frêne » miisa 4 500 no novolena tamin’ny velaran-tany mirefy 1,5 hektara. Niara-nientana ny...

𝐅𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀, 𝐅𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐈𝐊𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

ASA MAIKA 100 ANDRO : FANANGANANA SY FAMPANDEHANANA NY KOMITY LOHARANO ISAKY NY FOKONTANY MANERANA AN’I MADAGASIKARA. Ampahatsiahivina etoana fa io no anjara asa maika voafaritra teo anivon’ny Filan-kevitry ny Minisitra fa ho tanterahin’ny Ministeran’ny Atitany anatin’ny 100 andro,...

𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗕𝗘𝗧𝗦𝗜𝗕𝗢𝗞𝗔 : 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐦𝐢𝐭𝐲 𝐋𝐨𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨.

Nosantarina ny zoma faha 23 febroary 2024, tao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina ambonivohitra Tsaratanana, ny fanofanana ny Komity Loharano ao Tsaratanana ambonivohitra. Nitarika izany ny Lehiben’ny Distrikan’i Tsaratanana izay notronin’ny Ben’ny Tanana, ny Lehiben’ny Boriborintany, ny Lehiben’ny ala...

ASA MAIKA TANTERAHIN’NY GOVERNEMANTA ANATIN’NY 100 ANDRO

Nisy ny atrikasa notarihin’ny Minisitry ny Atitany, Andriamatoa TOKELY Justin, ny Alarobia faha 24 janoary 2024 niaraka tamin’ireo Lehiben’ny Fileovana sy ireo Lehiben’ny Distrika tamin’ny alalan’ity « visioconférence » momban’ny fananganana ny Komity Loharano eny anivon’ny Fokontany rehetra manerana ny Nosy...