« Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. »
Mitohy manerana an’Antananarivo ny fisafoana iarahan’ny Andrimasom-pokonolona sy ny Mpitandro ny Filaminana ao anatin’ny CO-FDS, Task Force Anti-Enlèvement. « Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. » Ho fanamafisana ny filaminana sy hiarovana ny vahoaka dia mitohy hatrany amin’izao alina izao...



