hetsika fisoratana anarana biometrika eto Madagasikara.
Araky ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra natao ny alakamisy 08 janoary 2026 dia hatomboka ny hetsika fisoratana anarana biometrika eto Madagasikara.
Araky ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra natao ny alakamisy 08 janoary 2026 dia hatomboka ny hetsika fisoratana anarana biometrika eto Madagasikara.
29 𝙳𝚎𝚜𝚊𝚖𝚋𝚛𝚊 2025 – 𝚅𝚘𝚑𝚒𝚝𝚛’𝚒 𝙼𝚊𝚗𝚓𝚊𝚔𝚊𝚖𝚒𝚊𝚍𝚊𝚗𝚊 𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚛𝚒𝚟𝚘 Mbola mitohy ny rotsak’orana, ahiana hatrany ny fiotsahan’ny vato sy tany ary trano izay amoizana ain’olona maro isan-taona eny amin’ny Vohitr’i Manjakamiadana, mitohy ihany koa arak’ izany ny asa fanentanana izay efa...
Mitarika fiofanana mandritra ny 06 andro nanomboka ny sabotsy 15 Mars ary hifarana ny zoma 21 Mars, mahakasika ny asany amin’ny ankapobeny ireo Ben’ny tanàna ato anatin’ny distrikan’i Maroantsetra miaraka amin’ny filohan’ny filan-kevitra kominaly , ny STC (Secrétaire Trésorier...
𝑺𝒂𝒗𝒊𝒆𝒛-𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒒𝒖𝒆 𝒍’𝒊𝒏𝒏𝒐𝒗𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒏𝒖𝒎𝒆́𝒓𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒐𝒖𝒗𝒓𝒆 𝒅𝒆 𝒏𝒐𝒖𝒗𝒆𝒍𝒍𝒆𝒔 𝒑𝒆𝒓𝒔𝒑𝒆𝒄𝒕𝒊𝒗𝒆𝒔 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒂 𝒅𝒆́𝒄𝒆𝒏𝒕𝒓𝒂𝒍𝒊𝒔𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂̀ 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 ? Madagascar innove pour l’émergence de ses territoires avec le 𝐃𝐢𝐬𝐩𝐨𝐬𝐢𝐭𝐢𝐟 𝐝𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝟐.𝟎 ! Le #PNDE, la réforme de la décentralisation, dans lequel l’État Malagasy s’est...
La réforme de l’Etat Civil et de l’Identité (RECI) à Madagascar connaît une avancée palpable et on constate une amélioration continue du système de gestion de l’état civil. Dans le cadre de la mise en place du Système Informatisé...
Tonga nankahery sy nitondra fanampiana ireo tokantrano traboina raisina an-tanana ao Anosizato Andrefana ny Filohan’ny Repoblika. Tokantrano manodidina ny 400 no tsy maintsy nafindra ao amin’ity toby ity ankehitriny ary nomena vary 10kg avy, menaka, ronono mandry mamy, bodofotsy...
Fambolen-kazo amin’ny velarantany 4 000Ha no tanjona tratrarin’ny Ministeran’ny Atitany sy ny rantsamangaikany amin’ity taona 2025 ity.
FIKARAKARANA Sorampiankohonana (KOPIA) MAIMAIMPOANA ho an’ny Zaza mihoatra ny 30 andro ka hatramin’ny 17 Taona ka Mbola tsy manana izany Ho anareo amin’ireto Kaominina ireto: 1- Ankadinondry 2- Tsinjoarivo Imanga 3- Ambatolampy 4- Marotampona 5- Ambalanirana 6- Tsiroanomandidy ville...
Manatanteraka fivoriana fandrindran’asa sy fifampizarana ny amin’ny fiakaran’ny rano eto antananarivo sy ny manodidina eto anivon’ny CNCOU amin’izao ora izao , izay eo ambany fitarihan’ny Ramatoa Minisitry ny Atitany , natrehan’i Ramatoa Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina sy...
Nomarihina omaly 11 febroary 2025 teo Ambohijatovo ambony ny faha-50 taona nahafatesan’ i Kolonely Richard RATSIMANDARAVA. Nitarika ny lanonana ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, izay nisolo tena ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nanatrika ny lanonana ny Minisitry ny...